|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  alokaloka
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny anglisy  8 shade, protection from the sun [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 ombre, abri du soleil. [1.8]
10 pénombre [1.13]
Ohatra  11  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
12  Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38#815]
13  Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499#9]
14  Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996]

Teny iditra (2/2) 15  alokaloka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 [Betsileo] ahiahy [1.78]

Fivaditsoratra  alokaloka, 18 olakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19