Teny iditra | 1 miamboho lahy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mandositra an' ady [1.1] |
Ohatra |
4 Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy. [2.298#] |
Tsipelina hafa | 5 miamboho |
Singan-teny | 6 miamboho, lahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |