|
|
|
|

Teny iditra 1  miandahy
Fototeny  2 lahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao asa fanaon-dehilahy. [1.1]
Ohatra  8  Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471#]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miandahy

Fivaditsoratra  10 mahadiñy, 11 mahidina, miandahy, 12 midinaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26