|
|
|
|

Teny iditra 1  miantsoantso
Fototeny  2 antsoantso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miteny mafy, milelalela [1.1]
Ohatra  8  ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay. [2.472#212]
Mpanahaka  9  manao antso valala, 10  manao lela miakatra, 11  mijajaka, 12  mikiakiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22