| Teny iditra | 1 antsoantso |
| Fototeny | 2 antso |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 fitenenana mafy, fivazavazana
[1.1] |
| Ohatra |
11 Izao anefa: tsy misy antsoantso izany.
[2.472#212]
12 tsy mba renareo angaha izany antsoantso? [2.324] 13 Nony nisasaka ny alina, velona ny antsoantso hoe : "Vonjeo! [2.649#1023] |
| Fivaditsoratra | antsoantso, 14 atsontsona, 15 ontsaontsa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|