|
|
|
|

Teny iditra 1  miaramila
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a soldier [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 soldat [1.8]
Ohatra  7  Ireny no miaramilam-potaka [2.472#169]
8  Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33]
9  Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
Voambolana  10  Miaramila
Mpanahaka  11  ambasy, 12  ambavabasy, 13  ankotralahy, 14  bekotromaroholatra, 15  foloalindahy, 16  kadetra, 17  lahindefona, 18  manamboninahitra, 19  menavazana, 20  mpiantafika, 21  mpisavaranonando, 22  raindahiny, 23  rainiolona, 24  sorodany, 25  tsatsimenitra, 26  vata, 27  zazavao
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe miaramila
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22