Teny iditra | 1 miari-tory |
Singan-teny | 2 miarina, tory |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] minia tsy matory noho ny antony iray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] used in speaking of those who keep awake in tending the sick, etc., or doing any work at night. |
Ohatra |
6 Anendrena mpiandry faty, atao mameno ny trano miaritory, ka andrahoan-kena indroa na intelo anio alina. [1.437#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |