|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  manaja
Fototeny  2 haja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao
9 Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to respect, to regard, to revere. [1.2]
11 to show respect to, to honor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 respecter, honorer [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manaja
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 15  manajà
Fototeny  16 haja
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaja [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18 honour, respect [1.26#19]
Ohatra  19  Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao [1.1]

Teny iditra (3/5) 20  mañaja
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 [Bara] manery, mifanery [1.78]

Teny iditra (4/5) 23  manaja
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25 [Tanosy] manafina, mametraka [1.78]

Teny iditra (5/5) 26  mañaja
Sokajin-teny  27  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  28 [Bara] mihary [1.78]

Fivaditsoratra  29 amanja, 30 anjamà, 31 jamana, jamaña, 32 majàna, manaja, manajà, mañaja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19