| Teny iditra (1/2) | 1 miavona |
| Fototeny | 2 avona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être orgueilleux, fier
[1.3, 1.5] 10 être dédaigneux [1.3] 11 faire le délicat, la petite bouche [1.3] |
| Ohatra |
12 izaho ity hoy ilay zaza miavona iza no anaranao? [2.131] 13 Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529#50] |
| Mpanahaka | 14 be taim-bava, 15 mangeto-bava, 16 midaondaom-bava |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe miavona |
| Teny iditra (2/2) | 18 miavòna |
| Fototeny | 19 avona |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 maivano, 22 manavoy, 23 mañovay, 24 mavoina, miavona, miavòna, 25 mivaona, 26 mivoana, 27 voamany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22 |
|