| Teny iditra (1/2) | 1 miavosa |
| Fototeny | 2 avosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be in a heap, as rice, manioc, etc.
[1.2#73] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 S’accumuler, être entassé
[1.3#68] |
| Ohatra |
11 Taolam-potsy manao antonta miavosa.
[2.576#]
12 Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika. [2.857#] 13 miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika. [4.27#] |
| Teny iditra (2/2) | 14 miavosa |
| Fototeny | 15 avosa |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavosa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#68] |
| Fivaditsoratra | miavosà, miavosa, 17 voamasy, 18 voasima |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|