|
|
|
|

Teny iditra 1  mibolisatra
Fototeny  2 bolisatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1]
Ohatra  9  ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Mpanahaka  10  manao ankororosy, 11  mibolaly, 12  mibolasitra, 13  mibolila, 14  mikorisa, 15  mikorotsaka, 16  miporotsaka, 17  misolafaka

Fivaditsoratra  18 mibolasitra, mibolisatra, 19 misobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22