|
|
|
|

Teny iditra 1  mididy
Fototeny  2 didy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 cut in a groove [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 être coupé [1.3#101]
Ohatra  10  Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20