|
|
|
|

Teny iditra 1  midorehitra
Fototeny  2 dorehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be a bright flaming red [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être rouge comme le feu [1.8]
Ohatra  10  Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114]
11  Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583#4]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20