|
|
|
|

Teny iditra1  dorehitra
Fototeny  2  rehitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Mena be mangatrakatraka sy mivolon' afo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  [rehitra, burning] very red, scarlet [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  très rouge, écarlate [1.3]
10  (racine secondaire qui se distingue de la racine primaire par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra) [1.12]
Ohatra  11  Nojereko ny akanjoko, ny lobako avy koa no nisy dia-molotra mena dorehitra. [2.4#]
Kamban-teny 
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30