|
|
|
|

Teny iditra 1  miendaka
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Ohatra  11  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471#16]
12  Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472#36]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21