Teny iditra mientan-kafaliana
Singan-teny mientana ; hafaliana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mifaly
Ohatra Mandresy amim-boninahitra ny mpino, mientan-kafaliana eo am-pandriany izy ireo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/14