Teny iditra | 1 hafaliana |
Fototeny | 2 faly |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Ontam-po |
Fanazavàna teny anglisy |
5 gladness, enjoyment, rejoicing, pleasure. [1.2] |
Ohatra |
6 Mahatsiravina ny hafalianareo! [2.5] 7 Endrey ny hafalian' i Bina tamin' ity maraina ity! [2.499] 8 Tsy hafalieko izaho irery hoy izy fa hafalieko sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra [2.59] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 fahafaliana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny hafaliana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |