Teny iditra (1/2) | 1 miere |
Fototeny | 2 ery |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Betsileo]
mihena: Ny mahia tsa mba miere fa ny vondrake ro mikeokeoka (Ny mahia tsy mba mihena fa ny matavy no latsaka lalina) |
Teny iditra (2/2) | 5 miere |
Fototeny | 6 ery |
Sokajin-teny | 7 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miery [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 8 ierem, miere |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |