| Teny iditra (1/2) | 1 miery |
| Fototeny | 2 ery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miafina, misitrika amin' ny toerana tsy ahitana azy: Lasa niery any antsefatsefa-bato any ilay gadra nilefa
9 Mandositra mba tsy ho hita: Miery ahy foana iny olona iny fa ananako vola [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to conceal oneself, to hide
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 se cacher
[1.3#129, 1.8] 12 se dérober à la vue, agir en cachette [1.3#129] |
| Ohatra |
13 Nahoana ise no miery any anaty vahoaka any?
[2.895#]
14 - Nahoana koa anefa izy no niery nony nohatoniny, raha tena tia azy? [2.5] 15 Ary Andriambonimena nanangona ny vahoaka teo Tanjombato, ka niery tany afovoany ny olona Andrianjakanavalomandimby, ka tsy hitan' Andriambonimena. [2.48#126] |
| Mpanahaka | 16 manotrika, 17 miafina, 18 miampify, 19 midify, 20 milentika, 21 miotrika, 22 misoko, 23 mitampify, 24 tsy miseho |
| Teny iditra (2/2) | 25 miery |
| Sokajin-teny | 26 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 [Bara] mamazivazy, tsy manaja ny zo
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|