|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifafa
Fototeny  2 fafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sweep, to wipe, to clear away. [1.2]
Ohatra  10  Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472#207]
Tovy hevitra  11 mamafa
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifafa
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  mifafà
Fototeny  15 fafa
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 famafy, 18 fifama, mifafa, mifafà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18