|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifanakona (takona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2]
Ohatra  5  Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mifanakòna (takona)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanakona
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  13  mifanakona, mifanakòna, mifanakona, mifanakòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03