|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanantitra
Fototeny  2 antitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [1.2]
Ohatra  10  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [2.470#65]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20