| Teny iditra | 1 mifanaraka |
| Fototeny | 2 araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
9 Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra 10 Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to agree
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 être d'accord, s'entendre
[1.8] |
| Ohatra |
13 Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
[2.470#13]
14 Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [2.472#162] 15 Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [2.48#28] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mifanaraka |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 fanamarika, 19 fikaramana, mifanaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|