|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifanena
Fototeny  2 tsena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 se rencontrer réciproquement [1.107]
Ohatra  10  Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
11  Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4#39]
12  Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5#92]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  mifanenà
Fototeny  15 tsena
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manefina, mifanenà, mifanena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19