Teny iditra | 1 mifangaro |
Fototeny | 2 fangaro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika 5 Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka 6 Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire 7 Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 to be mixed together [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 se mélanger, être mélangés [1.8] |
Ohatra |
10 Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry. [2.470] 11 Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 ifongaram, mifangaro, mifarango, mifongara |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25 |