|
|
|
|

Teny iditra1  mifanitsa-kitro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To trample on each other's ankles; to be crowded together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée [1.8]
Tovy hevitra  6  miady kitro
Singan-teny  7  mifanitsaka, kitro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04