| Teny iditra (1/3) | 1 mifanolotra |
| Fototeny | 2 olotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha?
8 mifanakaiky [1.1] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifanolotra |
| Teny iditra (2/3) | 10 mifanolotra |
| Fototeny | 11 tolotra |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 17 mifañolotra |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 [Tanala] mifanila
[1.78] |
| Fivaditsoratra | mifanolotra, mifañolotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|