|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifanosona
Fototeny  2 sosona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
9 Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mifanosòna
Fototeny  11 sosona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanosona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manonofisa, mifanosòna, mifanosona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17