| Teny iditra | 1 mifantoka |
| Fototeny | 2 fantoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mifantsika, miraikitra ela tsy miala amy...: Nifantoka teny amiko ny mason' ny mpijery
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 To be fixed with nails.
[1.2] 10 to be nailed fast; to be situated [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 être cloué sur place; être attaché à une idée
[1.8] |
| Ohatra |
12 nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy.
[2.470#72]
|
| Fivaditsoratra | mifantoka, 13 mifontaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|