Teny iditra (1/4) | 1 fantoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fantsika [1.1#275] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a nail, a brad, a spike. See fantsika, hombo. [1.2] 10 a nail, a spike [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 clou. [Tankarana]
[1.19] 12 clou [1.8] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 14 fantoka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 fijerena maharitra [1.1#275] |
Teny iditra (3/4) | 17 fantoka |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Lalàna |
Fanazavàna teny anglisy |
20 litigation, accusation in a court of law. See ampanga . [Provincial]
[1.2] |
Teny iditra (4/4) | 21 fantoka |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 fiaingan' ny lohan' ny lakana raha mamaky ny onja [Sakalava]
[1.1#275] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |