| Teny iditra | 1 mifetoka |
| Fototeny | 2 fetoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
9 Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent.
[1.2] |
| Ohatra |
11 Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano:
[2.470#91]
|
| Tovy hevitra | 12 mifetopetoka |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifetoka |
| Fivaditsoratra | 14 fitemoka, mifetoka, 15 mitefoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|