|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mifindra
Fototeny  2 findra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
9 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
10 Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to remove, to change place, to migrate [1.2]
12 to move, to change place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 changer de place, se mouvoir [1.8]
Ohatra  14  Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472#192]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mifindra

Teny iditra (2/3) 16  mifindra
Fototeny  17 findra
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  19 to be contagious. [1.2]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifindra

Teny iditra (3/3) 21  mifindrà
Fototeny  22 findra
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifindrà, mifindra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19