|
|
|
|

Teny iditra 1  mifono
Fototeny  2 fono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold) [1.2]
Ohatra  10  Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470#130]
11  Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny. [2.472#93]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mifono
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mifono, 14 minofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21