Teny iditra (1/2) | 1 migaga |
Fototeny | 2 gaga |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to wonder at, to be astonished. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Admirer, être étonné |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mikoy, mihorika, miaiky, mitampim-bava, mitanaka, mivanaka, midonàka, mitokaka, midagaga, mitolagaga |
Teny iditra (2/2) | 12 migagà |
Fototeny | 13 gaga |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migaga [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fivaditsoratra | 17 igagam, migaga, migagà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |