| Teny iditra | 1 migaina |
| Fototeny | 2 gaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
8 Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy 9 Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] |
| Tovy hevitra | 10 migaingaina |
| Fivaditsoratra | 11 miainga, miaingà, migaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|