|
|
|
|

Teny iditra1  migaingaina
Fototeny  2  gaingaina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany
5  Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
6  Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  sultry, oppressive. Used of the weather. [1.2]
8  to be oppressively hot (of the sun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  Se dit d'une forte chaleur, d'une lourdeur de tête, de ce qui est trop sec: Migaingaina ny andro (Le temps est très chaud et lourd) ~Migaingaina ny andohako (J'ai la tête lourde) ~ Migaingaina ny kitay hazo (Le bois de chauffage est très sec) [1.3]
10  faire très chaud; (se dit du temps qui est bien chaud, du soleil qui tape fort) [1.8]
Tovy hevitra  11  migaina

Fivaditsoratra  12  miangiangia, migaingaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20