| Teny iditra | 1 migogogogo |
| Fototeny | 2 gogogogo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitomany arahina toloko na feo mafy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to lament
[1.2, 1.7] 10 to cry, to weep aloud, to howl 11 to roll and dash along impetuously, as a torrent. [1.2] 12 to wail [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 se lamenter
[1.3#199, 1.8] 14 pleurer à chaudes larmes [1.8] 15 couler avec bruit [1.3#199] |
| Ohatra |
16 Babo ve hiadana, tompoko, hoy Razaimalala, sady nigogogogo nitomany izy.
[2.324]
17 Latsa-dranomaso izy azy niara-nigogogogo tamin-dreniny tsy laitra nampanginina. [2.470#72] |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|