Teny iditra | 1 mihaantitra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.17.en#7] to age |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#53] vieillir |
Ohatra |
5 [4.27#2013/01/23] Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. 6 [2.470#97] Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. |
Fototeny | 7 antitra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |