Teny iditra mihamafy (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mitombo
Ohatra 
1Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy. [2.472]
2Mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. [2.436]
3Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. [2.445]
4Mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23