|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihantsika
Fototeny  2 hantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana [1.1]
Mpanahaka  8  mamokoka, 9  Milantsika, 10  miletsy, 11  mivokoka

Teny iditra (2/2) 12  mihantsika
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Bezanozano] mandra, mamaly [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22