Teny iditra | 1 mihaotra |
Fototeny | 2 haotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha 5 Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to scratch, to claw. [1.2] 7 to scratch oneself; to rub against something [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 se gratter, se frotter contre quelque chose [1.8] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 mihaotraotra |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mihaotra io |
Fivaditsoratra | 15 hiamotra, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |