Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mihaotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ombalahy mifaoka ambotry, ka mavon' ny ataony. [2.415 #6320]
Ombilahy mifaoka am-botry ka mavon' ny nataony. [2.165 #1707] Ombilahy mifaoka am-botry: mavon’ ny ataony. [2.653] Ombilahy nisoitra votry ka mavon' ny nataony. [2.558 #3417] Aombilahy nihaotra an-tanimena, mavon’ ny nataony. [1.147 #A101] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si un taureau met sa tête dans une fourmilière, il aura le museau couvert de terre par son fait. [2.165 #1707]
Taureau qui frappe de la corne dans une fourmillière : c' est de sa faute s' il est sale. [2.415 #6320] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens victimes de leurs propres actions. [2.415 #6320] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Sitrapo ka anenenana toy ny mihaotra matory. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est de son plein gré, et il s' en repent : tout en dormant il s' est gratté, et il en souffre. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait du remords. [2.415 #6436] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||