|
|
|
|

Teny iditra 1  miharatsy
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3#516]
Ohatra  8  ary tsy hitanay izay varotra miharatsy; [2.366#]
9  miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja. [2.471#]
10  Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana. [2.424#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mahisitra, miharatsy, 13 mihisatra, 14 misahatry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21