|
|
|
|

Teny iditra 1  miharoka
Fototeny  2 haroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy miharoka izany vilany izany ka andeha jereo
9 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hiharoka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza miharoka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Miharoka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Tovy hevitra  11 mangaroka
Mpanahaka  12  mamantatra, 13  misafary, 14  misaroro

Fivaditsoratra  15 mahorika, miharoka, 16 mihoraka, 17 mikaroha, 18 mirohaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22