Teny iditra mihatsara (tsara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To become good gradually [1.2]
Fanazavàna teny frantsay S'améliorer peu à peu, progresser [1.3]
Ohatra Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany [2.470]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20