|
|
|
|

Teny iditra 1  mihazo
Fototeny  2 hazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
8 Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pass by way of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 passer par [1.8]
Ohatra  11  Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [2.470#108]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mihazo, 13 mizaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21