|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihazona
Fototeny  2 hazona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
9 Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hold, to grasp, to detain. [1.2]
11 to grasp, to retain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 retenir, tenir; saisir [1.8]
Ohatra  13  Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5]
14  Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471#19]

Teny iditra (2/2) 15  mihazòna
Fototeny  16 hazona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihazona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 manohiza, mihazona, mihazòna, 19 mihozana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19