|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihena
Fototeny  2 hena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina
9 Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity
10 Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina
11 Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe
12 Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika
13 Mihalany: Mihena ny volana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage. [1.2]
15 to diminish, to become less [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 diminuer, décroître [1.8]
Ohatra  17  Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony; [2.48#116]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mihena
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  mihenà
Fototeny  21 hena
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 Hinema, 24 mañehy, 25 mehina, 26 menahy, mihena, mihenà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14