Teny iditra | 1 mihiaka (hiaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy 4 Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to shout defiance; to shout [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 pousser des cris, prononcer des paroles de défi [1.8] |
Ohatra |
7 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470] 8 Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? [2.472] 9 hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mihiaka io |
Fivaditsoratra | 14 miahika, mihaika, mihaikà, mihiaka, mikaiha, mikiaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |