| Teny iditra | 1 mihirahira |
| Fototeny | 2 hirahira |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Nony efa tafavoaka izy dia mihirahira hoe : - "Valala manjohy è, kitsaotsao!
[2.69#258]
8 Ny rano kosa moana, matory, tsy manalona, tsy mamoaka ny feon' ny onja mihirahira eny am-pifandonana! [2.499#38] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihirahira |
| Fivaditsoratra | 10 miharihary, mihirahira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|